Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana

126/342

Nahoana no Nomena ny Talenta?

Tokony ho takatry ny vahoakan’Andriamanitra fa tsy nomen’Andriamanitra talenta izy ireo mba hampanan-karena azy amin’ny haren’izao tontolo izao, fa mba hahafahany hihary fanorenana tsara ho amin'ny andro ho avy, dia ho amin’nyfiainana mandrakizay. - RH, 8 Jan. 1895. TF 128.1