Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana
Anjara Tena Manify
Miresaka mahakasika ny rafitra momba ny ampahafolony aho; kanefa dia toa kely dia kely ny fahitako izany! Kely manao ahoana re ny fanombanana izany! Zava-poana manao ahoana ny fiezahana handrefy amin’ny fitsipika ara-matematika, amin’ny fotoana, amin’ny vola, ary amin’ny fitiavana ny fitiavana sy fanoloran-tena iray izay tsy hita refesina sy tsy hita kajiana! Ampahafolony ho an’i Kristy! Anjara tena manify manao ahoana sy fanonerana mahamenatra manao ahoana re izany, ho setrin’ny zavatra tena lafo vidy tokoa! - 4T, t. 119. TF 81.1