Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana

202/342

Fanati-Pisaorana sy Fanati-Panonerana

Manatòna an’Andriamanitra amin’ny fo feno fisaorana noho ny fitahiana tamin’ny lasa sy ankehitriny, ary asehoy ny fankasitrahanao ny hatsaran’Andriamanitra amin’ny alalan’ny fitondranao eo Aminy ny fanati-pisaorana sy ny fanati-tsitrapo ary ny fanati-panonerana. - RH, 4 Jan. 1881. TF 217.1