Hafatra Ho An'ny Tanora

205/503

Antso ho amin’ny Fanoloran-Tena an-tSitrapo

Miantso olona hanolo-tena an-tsitrapo izay hijoro tsy azo hozongozonina eo anilany ny Tompo, ary hivoady ny hampiray ny tenany amin’i Jesôsy avy any Nazareta amin’ny fanaovana ny asa rehetra izay ilaina hatao ankehitriny, amin’izao fotoana izao mihitsy. - FCE, t. 488. HAT 172.1