Hafatra Ho An'ny Tanora

172/503

Ny Fanabeazana Ambony Indrindra

Ireo izay manolo-tena amin’ny fianarana ny fomba sy ny sitrapon’Andriamanitra no handray ny fanabeazana ambony indrindra izay mety ho azon’ny mety maty raisina. Manorina ny fanandraman’izy ireo tsy amin’ny fahendren’izao tontolo izao izy ireo fa amin’ny foto-kevitra izay mandrakizay. - CTPS, t. 36. HAT 147.2