Hafatra Ho An'ny Tanora

491/503

Voatarik’i Satana ho amin’ny Fanambadiana

Miasa mafy i Satana amin’ny fitarihana ireo izay tsy mety mifanaraka mba hanakambana ny tombontsoan’izy ireo. Miravoravo amin’izany asa izany izy, satria amin’ny alalan’izany no ahafahany mitondra ny ozon’ny fijaliana sy ny tsy fisiam-panantenana maro ho an’ny taranak’olombelona betsaka indrindra noho ny fampiasana fahakingana any amin’ny lafin-javatra hafa. - TFC, b. 2, t. 248. {MYP 455.3} HAT 400.4