Hafatra Ho An'ny Tanora
Fizarana 12 - Ny Fisehoana Sy Ny Fitafiana
Hotsaraina amin’ny fitafiany ny toetry ny olona iray. Ny fanaovana safidy tsotra ary mendrika no hampisy endrika madio sy toe-tsaina ambony amin’izany Ny fahatsorana sy ny fahamaotinana amin’ny fahamendrehana no hanamasina ny tanora zazavavy mba hieren-doza maro. — Ed, t. 248. HAT 300.1