Fanompoana Kristianina

74/272

Lesona Avy Amin’ny Fandaminana Tonga Lafatra

Fikasan’Andriamanitra ny tokony hianarantsika ireo lesona avy amin’firindrana sy filaminana avy amin’firindrana tonga lafatra napetraka tamin’andron‘i Mosesy, mba ho tombontsoan’zanak’i Isiraely. - TFC, b. 1, t. 653 . FK 103.1