Fanompoana Kristianina

29/272

Terin’ny Fitiavan-Tena

Naseho ahy fa ny anton’mahatonga ny vahoakan’ Andriamanitra tsy hanana toe-panahy sy finoana bebe kokoa dia satria terin’fitiavan-tena izy ireo (...). Tsy ny habetsaky ny fivoriana ataonareo no ankasitrahan’Andriamanitra. Tsy ny habetsaky ny vavaka fa ny fanaovana izay mety, ny fanaovana izay tokony hatao amin’fotoana mety. - TFC, b. 2, t. 36. FK 55.1